Teny iditra | 1 mangavoka |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Vasoka, tsy mihiratra na mandina fa matroka: Mangavoka izany ranjon' ise izany, ry Naivo, fa' ndeha sasao |
Fototeny | 4 havoka |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |