Teny iditra (1/2) | 1 mangebaka |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.10] foana ao anatiny, ka mipempo na mifetaka toy ny kibo noana na ny baolina fingotra tsy misy rivotra manabontsina azy 4 [1.1] Noana, reraka, foana ny ao anaty: Mangebaka izany ny kibo ka aoka aloha hisakafo |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] ravenously hungry; used also of a bag that had been crammed full but is now partially empty. |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] vide, avoir faim |
Fototeny | 7 hebaka |
Teny iditra (2/2) | 8 mangebaka |
Sokajin-teny | 9 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
10 [1.78] [Bezanozano]
loaka, lempona |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/26 |
![]() |