Teny iditra (1/2) | 1 mangeja |
Fototeny | 2 geja |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mamatotra mafy, mangia, mamihina, manery |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] same as mangehy. 6 [1.7] to squeeze; to constrain |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] serrer; contraindre |
Ohatra |
8 Aminay kosa, hoy aho anakam-po, ny ranomasina no toa mangeja anay ho azon' ny sasany andevozina. [2.471] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 14 mangejà |
Fototeny | 15 geja |
Sokajin-teny | 16 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mangeja [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
17 [1.1] |
Fivaditsoratra | 18 angejam, mangejà, mangeja, nagejam |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |