Teny iditra mangeka (geka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana anglisy to compel, to make one do a thing against his will. (Prov.) [Richardson 1885]
Endriteny 
mangeka
nangeka
hangeka
mangeha

Teny iditra mangeka
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tanosy] miantso [Rakotosaona 1975]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31