Teny iditra mangeliketika (heliketika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Taimoro, Tanosy] manakibokibo, minitikitika [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  [Tanala] Chatouiller; provoquer [1.6]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mangeliketika
Ny lasa : nangeliketika
Ny hoavy : hangeliketika
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20