Teny iditra (1/2) | 1 mangenahena |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Menatra izaitsizy ka tsy mahita izay hatao, sanganehana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] bashful, sheepish |
Fototeny | 5 henahena |
Teny iditra (2/2) | 6 mangenahena |
Sokajin-teny | 7 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Enti-milaza fery mbola vao |
Fanazavàna teny anglisy |
9 [1.2] irritating, used of an ulcer. |
Voambolana |
10 Fahasalamana |
Fototeny | 11 henahena |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |