Teny iditra mangesa
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Ny ompa hoe "matesa" novana kely mba tsy ho azo avy hatrany: Ilay mangesa itỳ! [Rajemisa 1985]

Teny iditra mangesa
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tanosy] manambany [Rakotosaona 1972]

2009/02/23