Teny iditra | mangezaheza (hezaheza) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Mitoetra mitokana eny ankalamanjana, miharihary eny amin' ny malalaka: Mangezaheza mandavan-taona eny an-tampon-tanety ny vatolahy [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |