Teny iditra mangiaka (hiaka)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Miseho mamiratra eny lavitra (fotsy na mena): Hitanao irỳ riana mangia-potsy irỳ? / Mangiaka mena ny faravodilanitra alohan' ny fiposahan' ny masoandro [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20