|
|
|
|

Teny iditra1  mangidy hoditra
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] olon-doza sy efa nahavita ratsy tamin' ny mpiara-belona ka tsy tian' ny olona mainty; tsy tiam-bahoaka, tsy tian' ny tany ama-monina
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] unpopular
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] impopulaire
Singan-teny  6  mangidy, hoditra
Tohi-kevitra  7  mamyhoditra

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12