Teny iditra mangidy hoditra
Singan-teny mangidy ; hoditra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Olon-doza sy efa nahavita ratsy tamin' ny mpiara-belona ka tsy tian' ny olona mainty; tsy tiam-bahoaka, tsy tian' ny tany ama-monina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Unpopular [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Impopulaire [1.8]
Tohi-kevitra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17