Teny iditra | mangilikitike | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] Manitikitika, mampihomehy, manibokibo: K'aja mangilikitika ñ'moaña sandra mahita loja (aza manitikitika ny olona moana sao mahita loza) [1.78] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |