|
|
|
|

Teny iditra1  mangilohilo
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Bezanozano] mamirapiratra
4  [1.1] Malamalama sady mangirana mililotra mamiratra (fiteny indrindra amin' ny zavatra mainty na manopy mainty): Mangilohilo izany volonao izany
Fototeny  5  hilohilo

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11