Teny iditra mangilohilo (hilohilo)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Bezanozano] Mamirapiratra [1.78]
 Malamalama sady mangirana mililotra mamiratra (fiteny indrindra amin' ny zavatra mainty na manopy mainty): Mangilohilo izany volonao izany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20