Teny iditra | 1 mangirana |
Fototeny | 2 hirana |
Sokajin-teny | 3 matoanteny na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Loaka voahirika, mamela hazavana haninteraka Mamiratra, mangilohilo: Mangirana ery izany raronao izany Mora kokoa, misy hihoriranana Tsisy hevitra |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to have chinks through which the light shines |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] brillant laisser appaître la lumière par des fentes |
Ohatra |
7 hoy Rivo nanomboka hahita mangirana. [2.529] 8 Manao ahoana, madio sy mangirana tsara! [2.472] |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 12 mangirangirana |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny mangirana io |
Fivaditsoratra | 21 angarinam, mangarìna, mangarina, mangirana, niangaram, ramangina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/05 |
![]() |