Teny iditra mangitsokitsoka (hitsokitsoka)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza lavaka na hady lalina dia lalina ka toa tsy hita izay farany: Tevana mangitsokitsoka [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05