Teny iditra | 1 mangobakobaka |
Fototeny | 2 hobakobaka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Malalaka tsy misy zavatra ao anatiny |
Ohatra |
5 Voanatsindrana na lamokan-goavy no tsy maintsy tsakotsakoin' ny vavany, ary hanoanana mandrakariva no mangobakobaka anaty kibony. [2.470] |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 9 mangobaka |
Kamban-teny |
|
Teny nalaina | 12 Soratra misy io teny mangobakobaka io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |