|
|
|
|

Teny iditra1  mangôdry
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Betsimisaraka] mamotipotika zavatra miaraka amin-drano mba ho malemy tsara toy ny lafarina, tany, ets

Fivaditsoratra  4  mandrigo, mangôdry

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21