|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  mangolokoloka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tena madio dia madio (enti-milaza ny lamba ihany)
Fototeny  4  holokoloka

Teny iditra (2/3)5  mangolokoloka
Sokajin-teny  6  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.78] [Tambahoaka] manao bakobakororo

Teny iditra (3/3)8  mangolokoloka
Sokajin-teny  9  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  10  [1.78] [Sihanaka] lalimbe (hantsana)

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11