|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mangorona
Fototeny  2  horona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Manodina hivoromborona: Mangorona tady
Mampirina, mandanona: Indreny mangorona ny lamba mihahy ny mpanasa lamba
Maka miaraka, mifaoka: Mangorona ny tsy manan-karatra, hono, ny polisy
Manangona, mamory tsy misy fetra: Mangoron-karena
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to roll up; to take over confiscated property; to hunt for game or for fugitives
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] enrouler, rouler; confisquer, rafler; chasser du gibier ou des fuyards
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)14  mangoròna
Fototeny  15  horona
Sokajin-teny  16  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mangorona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  17  [1.1]

Fivaditsoratra  18  amongoran, angoronam, anongoram, mangoròna, mangorona, manongora, namongora, ronomanga

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08