Teny iditra mangoronkely
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazana bibin-tsaonjo mihorongorona ao anaty ravinkazo, ka ao izy no miofo ho lolo [Rajemisa 1985]
Voambolana 

2009/02/23