Teny iditra mangorontsona (horontsona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mahatsiaro fanaintainana mafy manaikitra toy ny afitsoky ny gaotra [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mangorontsona
Ny lasa : nangorontsona
Ny hoavy : hangorontsona
Tovy hevitra mangorintsina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05