|
|
|
|

Teny iditra1  mangorotsoka
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Ohatra  3  [2.131] An-doha manina am-po malahelo
odian-tsy jerena ny zanaka tsy hendry
kanjo mangorotsoka ihany ny aina
fa izay manan-janaka adala no sahirana

Fototeny  4  horotsoka

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11