Teny iditra mangotanatana (tanatana)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Enti-milaza lavaka na fery misokatra be izaitsizy: Tevana mangotanatana [Rajemisa 1985]

2013/04/02