Teny iditra mangovenavena (venavena)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza fery mitanatana be ny vavany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Grandement ouvert, béant [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mangovenavena
Ny lasa : nangovenavena
Ny hoavy : hangovenavena

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20