|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  mania
Fototeny  2  sia
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mandeha amin' ny lalan-diso: Ondry mania
Miala amin' ny lalan' ny fahamarinana
Ohatra  5  Fatory kofehy tsirairay ny tongotr' ondry, ka afatory amy ny valahanao, ka izay mania dia sariho hiverina. [2.293]

Teny iditra (2/3)6  mañia
Sokajin-teny  7  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.78] [Taisaka] mitory amin'ny Fanjakana
9  [1.78] [Tanosy] manenjika

Teny iditra (3/3)10  Mania
Sokajin-teny  11  anaran-tsamirery (haitoetany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  12  [3.1] Renirano. 280 km.
Fanazavàna teny frantsay  13  [1.11] Grande rivière de la région nord du Betsileo, affluent de la Tsiribihina. Au contraire du Mahajilo, autre affluent de ce fleuve et qui draine les eaux du versant ouest de l'Ankaratra, la Mania draine celles du sud de l'Ankaratra après avoir pris sa source dans la forêt de l'est sous le nom de Fisakana, dans la région est du canton de Miarinavaratra. Elle traverse les sous-préfectures de Fandriana et d'Ambositra, et sépare celles de Betafo et d'Ambatofinandrahana. Sur sa rive gauche, la Mania reçoit l'Ivato, l'Imorona, l'Ikoly, la Menala et la Sakeny qui dévale du massif de Makay et, sur sa rive droite, la Fitanamaria, la Sakorendrika, la Manandona qui descend de l'Iankina, l'Isakely et la Iandratsay qui passe près de Betafo.
Ohatra  14  Andriambelosalama teo avaratry ny Mania [2.48]
Voambolana  15  Haitoetany: renirano, farihy
Anaran-toerana 
Sary 
17  18 

Fivaditsoratra  19  amany, amina, anima, Maina, maina, manai, mañia, Mania, mania, miaña, miana, namay, namia

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/18