|
|
|
|

Teny iditra1  maniboka
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Manidy amin' ny toerana anankiray ka tsy mamela hivoaka
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#244] Enfermer, consigner, faire rester longtemps dans un endroit, clouer à un travail
Fototeny  5  hiboka
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  10  mampihiboka

Fivaditsoratra  11  ambaniko, animbako, ikambano, ikobanam, kamboina, kombiana, mabonika, mañabôky, manakibo, maniboka, mibonaka, mikobàna, mikobana, nabaikom, naombika, nobakaim

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/25