Teny iditra (1/3) | 1 manidina |
Fototeny | 2 idina |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 mandraraka rano [Tambahoaka]
[1.78] 5 mandrotsaka rano, manondraka [Sihanaka] [1.78] 6 Manao izay hidinana, mampidina, mandrotsaka: Manidina kafe ao anaty kaopy 7 Mandatsaka ao anaty lasitra: Manidina lakolosy [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
8 to pour out, to take down; to cast [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
9 Faire descendre, verser dans, couler dans un moule [1.3] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/3) | 14 manidina |
Fototeny | 15 sidina |
Sokajin-teny | 16 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
17 Mihetsika na mihantona eny amin' ny rivotra amin' ny alalan' ny elatra: Manidina ambony ny papango 18 Mandeha eny amin' ny habakabaka: Nahita aeroplanina nanidina aho tamjn' ny 7 ora teo ho eo 19 Mihantona, mivoivoy eny amin' ny rivotra: Aza kopahina mafy io fandiavana io fa manidina ny vovoka 20 Mandeha na mihazakazaka haingana dia haingana: Manidina izany raha soavaly 21 Enti-milaza olona -- indrindra ny vehivavy -- mandehandeha, tsy tsara fitondran-tena: Ho lany zara marina io tovovavy fatra-panidina io [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
22 to fly [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
23 voler dans l'air [1.8] |
Ohatra |
24 Ny voro-manidina dia maro karazana sady betsaka tokoa [1.38] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 30 Ohabolana misy io teny manidina io |
Teny iditra (3/3) | 31 manidìna |
Fototeny | 32 idina |
Sokajin-teny | 33 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manidina |
Fanazavàna teny malagasy |
34 [1.1] |
Tsanganana sy sary iray takila |
35 Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra |
Fivaditsoratra | 36 manidina, manidìna, midanina, manidina, manidìna, midanina |
Nohavaozina tamin' ny 2024/05/28 |