Teny iditra manifatra
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tanosy] manaikitra [Rakotosaona 1972]
 manaikitra [SLP 1986]
Famaritana frantsay mordre [SLP 1986]
Endriteny 
manifatra
nanifatra
hanifatra

Teny iditra mañifatra (hifatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] mangotsoka [Rakotosaona 1972]
  [Sihanaka] manotika (kibo) [Rakotosaona 1972]
 [ manifatra ] [Tanosy] manotika [Rakotosaona 1972]

Teny iditra Manifatra
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2014/10/02