Teny iditra manifatra
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] Manaikitra [1.78]
 Manaikitra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Mordre [1.13]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manifatra
Ny lasa : nanifatra
Ny hoavy : hanifatra

Teny iditra mañifatra (hifatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] Mangotsoka [1.78]
  [Sihanaka] Manotika (kibo) [1.78]
  [Tanosy] [ manifatra ] Manotika [1.78]

Teny iditra Manifatra
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Voambolana 
Anaran' olona 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/26