Teny iditra manifi-drano (hifika, rano)
Sokajin-teny kambanteny
Ohatra tiatianao aho tatamo tsara farihy
tsy tiatianao aho voro-manifi-drano dia lasa
[2.131]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31