|
|
|
|

Teny iditra1  manifikifika
Fototeny  2  hifikifika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Jereo manifika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  to shake off [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  secouer, repousser en secouant [1.8]
Ohatra  7  Rahefa tonga izay fotoana izay, I Dada sy Neny, na izy efa-mianaka, no milahatra, miondrika, manongotra, manifikifika ny foto-boanjo hanitsanana ny tany manaraka, dia mampandry azy amin' ny tany. [2.472]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20