|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  mañifitse
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Mahafaly] misolovava

Teny iditra (2/3)4  manifitse
Sokajin-teny  5  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  6  [1.78] [Mahafaly] mibaby, mitondra baby

Teny iditra (3/3)7  mañifitse
Sokajin-teny  8  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  9  [1.78] [Sakalava] mampiasa sifitse

Fivaditsoratra  10  manifitse, mañifitse

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/13