Teny iditra |
manify
(nify)
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Tsy matevina, kararavina: Taratasy manify Tsy mifanety, tsy mikitroka: Efa ho soja Ramatoa iny fa manify dia manify ny volony Tsy dia manankarena [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Thin (not of liquids) [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | être mince, peu serré, clairsemé être peu riche [1.3]
|
| Mince [1.8, 1.13, 1.5]
|
| Peu épais [1.8]
|
| Fin [1.13]
|
Ohatra | Setroka manify no nisononoka niakatra ao amin' ny tapa-porohana.
[2.470]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
manify |
Ny lasa : |
nanify |
Ny hoavy : |
hanify |
Filaza mandidy : |
manifisa |
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|