|
|
|
|

Teny iditra1  manihika
Fototeny  2  tsihika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Maka hazandrano amin' ny tandroho: Lasa nanihika any amorona izy
Maka, mandany, mangalatra tsikelikely: Manihika ny fananan' ny madinika no ataon' ny mpangoron-karena
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny manihika io

Fivaditsoratra  10  hamikina, manihika, mihakina, mihanaky, nihaikam, nikaiham, nikiaham

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21