|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manila
Fototeny  2  ila
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mametraka ery an-tsisintsisiny: Lasa nanila ilay vatan-kazo nibahana teo afovoan-dalana izy sao mandratra
Mamely, mihinana ny ilany: Nanija ny mofo ny voalavo / Manila izany orana izany
Mitoetra, mijoro eo akaiky, mandalo eo akaiky: Manilany azy ny tanimbarinay ka izany no mahatonga anay hiady rano. / Soa ihany fa nanila ny tanimbolintsika ny havandra
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to pass on one side. Chiefly applied to the rain.
Ohatra  6  Ny ankabeazan'ireo fanafody manila fanaintainana, sy ny steroid rehetra [2.424#]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)13  manilà
Fototeny  14  ila
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manila [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  16  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  17  [1.3]

Fivaditsoratra  18  alamin, anilam, lamain, lamina, malany, malina, malìna, manaly, manila, manilà, nailam, nalaim, nalami, namaly, nialam

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08