Teny iditra | 1 manilika |
Fototeny | 2 ilika |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manosika hihataka mampihataka: Iza no nanilika ireto fako ireto ho eto an-tokotanintsika? Mamindra: Tsy tsara ny manilika ny hadisoan' ny tena amin' ny hafa Manesotra tsy ho isany: Ny tenan' ny filoha no nanilika an-dRabe tsy ho isan' ny fikambanana |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to push away, to move further off; to charge a fault upon another. Generally used of a single thing pushed away. 6 [1.7] to push aside or farther off |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] pousser de côté ou plus loin |
Ohatra |
8 Ny mafy indrindra, dia ny manilika ny tany amin' ny telo metatra no ho midina ka manomboka amin' ny efa-metatra miala amin' ny sisiny. [2.472] |
Voambolana |
9 Hetsika |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 14 manilikilika |
Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny manilika io |
Fivaditsoratra | 16 malinika, mañaliky, manilika, nalikaim, nikaliam, nilaikam |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |