Teny iditra manilo (tsilo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manindrona: Manilo ny tsilo ~ Manilo ny rantsan' ny vonindraozy [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay piquer [Abinal 1888]
Haiendriteny 
manilo
nanilo
hanilo
maniloa

Teny iditra manilo (tsilo)
Sokajin-teny mpamaritra
Fandikana frantsay piquant [Abinal 1888]

Teny iditra manilo (tsilo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Bara, Taisaka] manazava [Rakotosaona 1975]
  [Taisaka] mitsilo [Rakotosaona 1975]
Fandikana frantsay  [Merina] [inusité] [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/09/14