Teny iditra manilotsilo (tsilotsilo (tsilo))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manindrontsindrona etsy sy eroa: Manilotsilo ny volombava tsy noharatana hefarana [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manilotsilo
nanilotsilo
hanilotsilo

2013/04/02