Teny iditra manimbalo (imbalo (valo))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamarina imbalo [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay faire ou dire pour la huitième fois [Abinal 1888]
Endriteny 
manimbalo
nanimbalo
hanimbalo
Mpanahaka  manindroa ~ manintelo ~ maninefatra ~ manindimy ~ maninenina ~ manimpito ~ manintsivy ~ manimpolo

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31