Teny iditra | 1 manimpona |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mameno, mahatonga ho feno: Manimpona ny volan' ny mpiasa |
Fototeny | 4 himpona |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 8 mampañino, mampinona, manimpona, nampamoin, niompanam |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |