Teny iditra (1/2) | 1 maninana |
Fototeny | 2 inana |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Miezaka hanao mihoatra noho..., miezaka hampiseho fahaizana na tanjaka mihoatra noho...: Naninana ahy ianao ka hampisehoako ny tanjako Mifampitaha: Iza no sahy maninana an' Andriamanitra? Mihaika |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to defy, to challenge |
Ohatra |
6 - maninana mpiasam-panjakana ialahy! [2.472] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 12 maninàna |
Fototeny | 13 inana |
Sokajin-teny | 14 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao maninana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
15 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
16 [1.3] |
Fivaditsoratra | 17 aninanam, manañina, maninàna, maninana, namanany, namanian, namianan, nanamian, nananiam, nanimana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |