|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manindrona
Fototeny  2  tsindrona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Mandoaka na mamely amin' ny lohanjava-maranitra, manilo: Manindrona ny paingotra
Manatrobaka amin' ny fanjaitra loaka misy fidiran' ny ranompanafody: Tsy mahay manindrona io mpitsabo io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  to prick, to goad; to give a hypodermic injection [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  piquer; donner un médicament par piqûre [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11  manindròna
Fototeny  12  tsindrona
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manindrona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  14  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  15  [1.3]

Fivaditsoratra  16 manindrona, manindròna

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19