Teny iditra manindry (tsindry)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manery zavatra avy ambony amin' ny lanjan' ny tena: Manindry fanoitra
¶ Manisy zavatra mitambesatra avy eo ambony: Manindry zavatra amin' ny boky
¶ Manampy: Manindria ariary folo ianao dia hatakaloko ny bokinao ny bokiko [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manindry
nanindry
hanindry
manindria

Teny iditra mañindry
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tanala] mihinana, manaikitra (trondro sy hazandrano) [Rakotosaona 1972]

Teny iditra manindry
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Bara, Tandroy] (de tsindry : pression). Tina isaloensis Drake (Sapindaceae). Le bois était utilisé dans la confection des presses pour extraire l'huile. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Tina isaloensis

2019/08/17