Teny iditra (1/2) | 1 maningina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mametaka firaka mahamay amin' ny vifotsy iray mba hampiraikitra na hampitohy azy amin' ny vifotsy hafa 4 [1.13] mamitika, manakambana metaly roa mitovy na tsia amin'ny alalan'ny fanatsonehana |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13] souder |
Fototeny | 6 tsingina |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 11 maningìna |
Sokajin-teny | 12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao maningina [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.1] |
Fototeny | 14 tsingina |
Fivaditsoratra | 15 aninginam, maningina, maningìna |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/14 |
![]() |