Teny iditra | 1 maningotra |
Fototeny | 2 singotra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Maka, misambotra amin' ny tady vavararana: Maningotra omby Manao amparapaingo: Iza no naningotra ity akoho ity tahaka izao? Mamandrika amin' ny teny misy fitaka: Aza manaiky hanoratra iza. ny teny izany fa mety haningotra anao ireo teny ireo |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny maningotra io |
Fivaditsoratra | 10 maningotra, namingotra, nirongatam, norangitam |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |