Teny iditra maninjara (tsinjara (zara))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mizara ho tokony maro: Manatsinjara voankazo
Mivarotra tsipotika: Maninjara na manatsinjara hena no asany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To sell at retail [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Vendre au détail [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : maninjara
Ny lasa : naninjara
Ny hoavy : haninjara
Filaza mandidy : maninjarà
Tovy hevitra manatsinjara

Teny iditra maninjarà (tsinjara (zara))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao maninjara [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Tovy hevitra manatsinjarà

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20