Teny iditra maninjitra (hinjitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy [ mañinjitra ] [Bezanozano] manalava [Rakotosaona 1975]
 Manenjana: Naninjitra ny tanany i Jeso dia nitony ny ranomasina [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to stiffen; to stretch out, as the hand [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay raidir: étendre comme la main [Hallanger 1974]
Endriteny 
maninjitra
naninjitra
haninjitra
maninjira

Teny iditra mañinjitra (hinjitra)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Bezanozano] manontolo [Rakotosaona 1975]
 Manontolo, tontolo: Tapak' andro maninjitra aho niandry anao tata foana [Rajemisa 1985]
Ohatra Ny siramamy aza, tamin' izany andro izany, tapak' andro maninjitra vao tafaverina ny iraka alefa hividy azy. [Andriamalala: Ranomasina]

Nohavaozina tamin' ny 2012/06/06