Teny iditra (1/2) | 1 maninjitra |
Fototeny | 2 hinjitra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.78] [Bezanozano]
[mañinjitra] manalava 5 [1.1] Manenjana: Naninjitra ny tanany i Jeso dia nitony ny ranomasina |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.7] to stiffen; to stretch out, as the hand |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] raidir: étendre comme la main |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 13 mañinjitra |
Fototeny | 14 hinjitra |
Sokajin-teny | 15 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
16 [1.78] [Bezanozano]
manontolo 17 [1.1] Manontolo, tontolo: Tapak' andro maninjitra aho niandry anao tata foana |
Ohatra |
18 Ny siramamy aza, tamin' izany andro izany, tapak' andro maninjitra vao tafaverina ny iraka alefa hividy azy. [2.471] |
Fivaditsoratra | 19 mañinjitra, maninjitra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |