|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mañino
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Tambahoaka, Bezanozano] maneno

Teny iditra (2/2)4  mañino
Fototeny  5  ino
Sokajin-teny  6  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.78] [Sihanaka] maninona, nahoana
8  [1.78] [Tanala] inona (maninona): Mañino laha mianatre (maninona raha mianatra)
Tovy hevitra  9  ino

Fivaditsoratra  10  inoman, mañino, mañony, manony, minona, minòna, monany, monina, namoin, namony, nanoim, ninoam, ninoma, noanim, nomani, omanin, onanim

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08